plt_tn/lev/15/25.md

528 B

ho toy ny hoe amin'ny andron'ny fadimbolany izy

Io dia midika fa raha mivoaka rà avy an-kibo amin'ny fotoana hafa ankoatra ny fadimbolany ara-dalàna ilay vehivavy, dia mbola maloto tahaka ny fotona maha ao anaty fadimbolana azy ihany izy.

Maloto izy ...Na iza na iza mikasika ...haloto

Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

ny zavatra rehetra izay hipetrahany dia haloto

Ny zavatra izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.