plt_tn/lev/14/43.md

8 lines
308 B
Markdown

# ao amin'ny trano ... avy naverina nolalorina
DH: "ao amin'ny trano taorian'ny nanesoran'ny tompony ny vato, nikikisany ny rindrina, ary nandrakofany ny vato vaovao tamin'ny tanimanga"
# ilay trano dia maloto
Ny trano izay tsy mendrika ny ho sahanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.