plt_tn/lev/14/43.md

308 B

ao amin'ny trano ... avy naverina nolalorina

DH: "ao amin'ny trano taorian'ny nanesoran'ny tompony ny vato, nikikisany ny rindrina, ary nandrakofany ny vato vaovao tamin'ny tanimanga"

ilay trano dia maloto

Ny trano izay tsy mendrika ny ho sahanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.