plt_tn/lev/14/14.md

12 lines
245 B
Markdown

# ilay olona izay hodiovina
DH: "ilay olona izay hodioviny"
# loga
Ny iray loga dia 0,31 litatra.
# hamafy ...eo anoloan'i Yaveh
"hamafy ...eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh." Tsy misy famantarana izay fafazan'ilay mpisorona amin'ilay diloilo.