plt_tn/lev/14/14.md

245 B

ilay olona izay hodiovina

DH: "ilay olona izay hodioviny"

loga

Ny iray loga dia 0,31 litatra.

hamafy ...eo anoloan'i Yaveh

"hamafy ...eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh." Tsy misy famantarana izay fafazan'ilay mpisorona amin'ilay diloilo.