plt_tn/lev/13/59.md

463 B

maty fotsy amin'ny akanjo ...vita amin'ny hoditra

Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:47 ireo teny ireo.

mba hahafahanareo manambara

mba hahafahan'ny mpisorona manambara izany

madio izany na maloto

Ny zavatra izay nambaran'Andriamanitra ho mendrika ny kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny ary ny zavatra izay nambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika kasihana na hohanin'ny olona iray dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.