plt_tn/lev/13/59.md

12 lines
463 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# maty fotsy amin'ny akanjo ...vita amin'ny hoditra
Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:47 ireo teny ireo.
# mba hahafahanareo manambara
mba hahafahan'ny mpisorona manambara izany
# madio izany na maloto
Ny zavatra izay nambaran'Andriamanitra ho mendrika ny kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny ary ny zavatra izay nambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika kasihana na hohanin'ny olona iray dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.