plt_tn/lev/13/56.md

20 lines
529 B
Markdown

# rehefa voasasa
DH: "rehefa avy nosasan'ny tompony"
# Tsy maintsy mandoro ...ianareo
Eto, ny "ianareo" dia tsy manondro manokana ilay mpisorona. Izany dia manondro ny olona izay tsy maintsy mandoro ireo zavatra ireo.
# raha manasa ilay zavatra ianareo
DH: "refa manasa ilay zavatra ny tompony"
# dia tsy miantsy sasàna ...ilay zavatra
DH: "dia tsy maintsy manasa izany ilay tompony"
# dia hadio izany
Ny zavatra izay nambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika kasihan'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.