plt_tn/lev/13/56.md

529 B

rehefa voasasa

DH: "rehefa avy nosasan'ny tompony"

Tsy maintsy mandoro ...ianareo

Eto, ny "ianareo" dia tsy manondro manokana ilay mpisorona. Izany dia manondro ny olona izay tsy maintsy mandoro ireo zavatra ireo.

raha manasa ilay zavatra ianareo

DH: "refa manasa ilay zavatra ny tompony"

dia tsy miantsy sasàna ...ilay zavatra

DH: "dia tsy maintsy manasa izany ilay tompony"

dia hadio izany

Ny zavatra izay nambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika kasihan'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.