plt_tn/lev/13/47.md

678 B

Ny akanjo izay nifindran'ny maty fotsy

"Ny akanjo misy maty fotsy"

nifindrana

Lasa maloto satria niampy zavatra mampidi-doza izany.

maty fotsy

Holatra, fotsy ny lokony matetika, izay mitombo amin'ny zavatra misy hamandoana.

na zavatra vita tamin'ny tenona na nozairina

Dh : "na zavatra izay notenonina na nozairin'ny olona"

raha misy fifindrana manopy maitso na somary mena amin'ilay akanjo

"raha misy maty fotsy maopy maitso na manopy mena amin'ilay akanjo"

zavatra vita tamin'ny hoditra

DH: "Zavatra izay namboarin'ny olona tamin'ny hoditra"

tsy maintsy aseho amin'ny mpisorona izany

DH: "tsy maintsy mampiseho izany amin'ny mpisorona ilay tompony"