# Ny akanjo izay nifindran'ny maty fotsy "Ny akanjo misy maty fotsy" # nifindrana Lasa maloto satria niampy zavatra mampidi-doza izany. # maty fotsy Holatra, fotsy ny lokony matetika, izay mitombo amin'ny zavatra misy hamandoana. # na zavatra vita tamin'ny tenona na nozairina Dh : "na zavatra izay notenonina na nozairin'ny olona" # raha misy fifindrana manopy maitso na somary mena amin'ilay akanjo "raha misy maty fotsy maopy maitso na manopy mena amin'ilay akanjo" # zavatra vita tamin'ny hoditra DH: "Zavatra izay namboarin'ny olona tamin'ny hoditra" # tsy maintsy aseho amin'ny mpisorona izany DH: "tsy maintsy mampiseho izany amin'ny mpisorona ilay tompony"