plt_tn/lev/12/07.md

12 lines
421 B
Markdown

# dia ho voadio amin'ny fikorinan'ny ràny izy
DH: "ary hanadio azy amin'ny ràny izay mandeha mandritra ny fiterahany izy"
# Raha tsy afaka manolotra ondry izy
Adikao io mba hanazavàna ny tsy fahafahan'ny vehivavy mividy biby fanao sorona. DH: "Raha tsy manana vola ampy mba hividianana zanak'ondry izy"
# dia hadio izy
Ny vehivavy izay tsy azon'ny olona hafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.