plt_tn/lev/12/07.md

421 B

dia ho voadio amin'ny fikorinan'ny ràny izy

DH: "ary hanadio azy amin'ny ràny izay mandeha mandritra ny fiterahany izy"

Raha tsy afaka manolotra ondry izy

Adikao io mba hanazavàna ny tsy fahafahan'ny vehivavy mividy biby fanao sorona. DH: "Raha tsy manana vola ampy mba hividianana zanak'ondry izy"

dia hadio izy

Ny vehivavy izay tsy azon'ny olona hafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.