plt_tn/lev/11/46.md

16 lines
638 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Mamarana ny fitanisany amin'i Mosesy sy Arona ireo izay azon'ny olona hohanina sy izay nandrarany azy ireo tsy hohanina.
# satria tokony hisy fanavahana eo amin'ny
DH: "fa aoka ianareo hanavaka ny"
# eo amin'ny maloto sy ny madio
Ny biby izay ambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika ny ho kasihana na ho hohanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny, ary ireo izay ambarany ho azo ekena ny fikasihana na ny fihinanan'ny olona azy dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.
# izay azo hohanina ... izay tsy azo hohanina
DH: "izay azonareo hohanina ...izay tsy azonareo hohanina"