plt_tn/lev/11/46.md

638 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Mamarana ny fitanisany amin'i Mosesy sy Arona ireo izay azon'ny olona hohanina sy izay nandrarany azy ireo tsy hohanina.

satria tokony hisy fanavahana eo amin'ny

DH: "fa aoka ianareo hanavaka ny"

eo amin'ny maloto sy ny madio

Ny biby izay ambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika ny ho kasihana na ho hohanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny, ary ireo izay ambarany ho azo ekena ny fikasihana na ny fihinanan'ny olona azy dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.

izay azo hohanina ... izay tsy azo hohanina

DH: "izay azonareo hohanina ...izay tsy azonareo hohanina"