plt_tn/lev/11/43.md

540 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ireo biby izay heverina ho maloto ho an'ny olona.

aoka tsy handoto ny tenanareo ...fa haloto amin'ireny ianareo

Mamerimberina hevitra mitovy in-telo i Yaveh mba hanamafisany ny didy ny mba tsy hihinan'izy ireo biby maloto.

Aoka ianareo tsy handoto ny tenanareo

Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny izy.

fa haloto amin'ireny ianareo

DH: "ka tsy hadio noho ireo intsony ianareo"