plt_tn/lev/11/43.md

16 lines
540 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ireo biby izay heverina ho maloto ho an'ny olona.
# aoka tsy handoto ny tenanareo ...fa haloto amin'ireny ianareo
Mamerimberina hevitra mitovy in-telo i Yaveh mba hanamafisany ny didy ny mba tsy hihinan'izy ireo biby maloto.
# Aoka ianareo tsy handoto ny tenanareo
Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny izy.
# fa haloto amin'ireny ianareo
DH: "ka tsy hadio noho ireo intsony ianareo"