plt_tn/lev/11/34.md

20 lines
486 B
Markdown

# Ny sakafo rehetra izay madio
Ny sakafo izay nambaran'Andriamanitra ho azo ekena ny fihinana'ny olona azy dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.
# sy azo ho hanina
DH: "izay azonareo hohanina"
# dia haloto
Ny sakafo tsy ekena ho hanin'ny olona satria nipitihan'ny rano maloto dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny izany.
# mety ho nosotroina
DH: "mety ho nosotroinareo"
# Tsy maintsy potehina izany
DH: "aoka ho potehinareo izany" na "aoka ho torotoroinareo izany"