plt_tn/lev/11/34.md

486 B

Ny sakafo rehetra izay madio

Ny sakafo izay nambaran'Andriamanitra ho azo ekena ny fihinana'ny olona azy dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.

sy azo ho hanina

DH: "izay azonareo hohanina"

dia haloto

Ny sakafo tsy ekena ho hanin'ny olona satria nipitihan'ny rano maloto dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny izany.

mety ho nosotroina

DH: "mety ho nosotroinareo"

Tsy maintsy potehina izany

DH: "aoka ho potehinareo izany" na "aoka ho torotoroinareo izany"