plt_tn/lev/11/24.md

601 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manomboka miteny amin'i Mosesy sy Arona ireo biby izay heverina ho maloto ho an'ny olona.

Raha mikasika ny fatin'ny iray amin'ireo ianareo dia haloton'ireo biby ireo mandra-paharivan'ny andro

DH: "Ny fatin'ireo biby ireo dia handoto anareo raha mikasika izany ianareo"

ianareo dia haloto

Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra nohon'ny fikasihana ny iray tamin'ny fatin'ireo biby ireo dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny ilay olona.

ireo biby ireo

Io dia manondro ireo biby izay hotanisainy ao amin'ny andininy manaraka.