# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manomboka miteny amin'i Mosesy sy Arona ireo biby izay heverina ho maloto ho an'ny olona. # Raha mikasika ny fatin'ny iray amin'ireo ianareo dia haloton'ireo biby ireo mandra-paharivan'ny andro DH: "Ny fatin'ireo biby ireo dia handoto anareo raha mikasika izany ianareo" # ianareo dia haloto Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra nohon'ny fikasihana ny iray tamin'ny fatin'ireo biby ireo dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny ilay olona. # ireo biby ireo Io dia manondro ireo biby izay hotanisainy ao amin'ny andininy manaraka.