plt_tn/lev/11/20.md

730 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay avelany hohanin'ny olona sy izay raràny tsy hohanina.

Ireo bibikely manan'elatra rehetra izay mandeha amin'ny tongotra efatra dia fahavetavetana ho anareo

DH: "Hanakahala ny bibikely manidina izay manan-tongotra efatra ianareo"

bibikely ...mandeha amin'ny tongotra efatra

Eto, ny andian-teny "tongotra efatra" dia fomba fiteny hilazana ny mandady amin'ny tany sy hanavahana azy amin'ny biby manidina, toy ny vorona, izay manana tongotra roa ihany. DH: "bibibely izay mandady amin'ny tany"

valala be, solama, ny valala kely, na ny ampanga

Ireo dia biby madinika izay mihinana zava-maniry sy afaka mitsambikina.