plt_tn/lev/11/20.md

16 lines
730 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay avelany hohanin'ny olona sy izay raràny tsy hohanina.
# Ireo bibikely manan'elatra rehetra izay mandeha amin'ny tongotra efatra dia fahavetavetana ho anareo
DH: "Hanakahala ny bibikely manidina izay manan-tongotra efatra ianareo"
# bibikely ...mandeha amin'ny tongotra efatra
Eto, ny andian-teny "tongotra efatra" dia fomba fiteny hilazana ny mandady amin'ny tany sy hanavahana azy amin'ny biby manidina, toy ny vorona, izay manana tongotra roa ihany. DH: "bibibely izay mandady amin'ny tany"
# valala be, solama, ny valala kely, na ny ampanga
Ireo dia biby madinika izay mihinana zava-maniry sy afaka mitsambikina.