plt_tn/lev/10/14.md

835 B

izany no nandidiana ahy ho lazaina aminao

DH: "Ny tratrany sy ny feny izay nahevaheva sy nasehon'ny olona iray an'Yaveh"

Ny tratrany

Io dia faritra eo anoloan'ny vatan'ny biby izay eo ambanin'ny tendany

ny feny

Io dia faritry ny tongotra eo ambonin'ny lohalika.

eny amin'ny toerana madio

Ny toerana izay mendrika ny ampisaina mba ho amin'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.

fa efa nomena ho anjaranao ...ireo

DH: "fa efa nomen'Andriamanitra ho anajaranao ...ireo"

Ianao sy ireo zanako lahy ary ireo zanako vavy

Eto, ny "ianao" dia manondro an'i Arona.

Ho anao sy ireo zanakao lahy miaraka aminao toy ny anjara mandrakizay ireo

Adikao io mba ho fantatra fa ilay anjara dia an'i Arona sy ireo zanany lahy. DH: "Izany anjara izany dia ho anao sy ireo zanakao lahy mandrakizay"