plt_tn/lev/10/14.md

28 lines
835 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izany no nandidiana ahy ho lazaina aminao
DH: "Ny tratrany sy ny feny izay nahevaheva sy nasehon'ny olona iray an'Yaveh"
# Ny tratrany
Io dia faritra eo anoloan'ny vatan'ny biby izay eo ambanin'ny tendany
# ny feny
Io dia faritry ny tongotra eo ambonin'ny lohalika.
# eny amin'ny toerana madio
Ny toerana izay mendrika ny ampisaina mba ho amin'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.
# fa efa nomena ho anjaranao ...ireo
DH: "fa efa nomen'Andriamanitra ho anajaranao ...ireo"
# Ianao sy ireo zanako lahy ary ireo zanako vavy
Eto, ny "ianao" dia manondro an'i Arona.
# Ho anao sy ireo zanakao lahy miaraka aminao toy ny anjara mandrakizay ireo
Adikao io mba ho fantatra fa ilay anjara dia an'i Arona sy ireo zanany lahy. DH: "Izany anjara izany dia ho anao sy ireo zanakao lahy mandrakizay"