plt_tn/lev/08/08.md

526 B

Napetany teo aminy ny saro-tratra

"napetak'i Mosesy tamin'i Arona ny saro-tratra"

ny saro-tratra ...ny hamama ...ny takela-bolamena ...diadema masina

Ireo rehetra ireo dia fitafiana manokana izay nandidian'i Yaveh mba hamboarin'ireo vahoaka ho an'ireo mpisorona.

hamama

lamba lavalava izay mandrakotra ny lohan'ny lehilahy izay mivalombalona manodidina ny loha.

ny takela-bolamena, ny diadema masina

Ireo andian-teny ireo dia manondro zavatra mitovy. Izany dia takela-bolamena madio mipetaka amin'ilay hamama.