plt_tn/lev/08/08.md

16 lines
526 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Napetany teo aminy ny saro-tratra
"napetak'i Mosesy tamin'i Arona ny saro-tratra"
# ny saro-tratra ...ny hamama ...ny takela-bolamena ...diadema masina
Ireo rehetra ireo dia fitafiana manokana izay nandidian'i Yaveh mba hamboarin'ireo vahoaka ho an'ireo mpisorona.
# hamama
lamba lavalava izay mandrakotra ny lohan'ny lehilahy izay mivalombalona manodidina ny loha.
# ny takela-bolamena, ny diadema masina
Ireo andian-teny ireo dia manondro zavatra mitovy. Izany dia takela-bolamena madio mipetaka amin'ilay hamama.