plt_tn/lev/07/28.md

1.1 KiB

Koa niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh ary niteny hoe: "Miresaha amin'ny vahoakan'Israely ary lazao hoe: 'Aoka hitondra anjara sorona ho an'i Yaveh izay manatitra

DH: "avy eo dia niteny tamin'i Mosesy i Yaveh ary naniraka azy hilaza amin'ireo vahoakan'Israely izao: 'izay manatitra"

Ny fanatitra ho an'i Yaveh izay hatao amin'ny afo

Ny fanambarana "ny tanany ihany no hitondra izany" dia azo apetraka any am-piandohan'ny fehezanteny. DH: "izy tenany ihany no aoka hitondra ilay fanatitra izay kasainy ho dorana ho sorona ho an'i Yaveh"

aoka ny tanany ihany no hitondra izany

Eto, ny "tanana" dia manondro ilay olona iray manontolo. DH: "aoka izy tenany ihany no hitondra"

tratra

faritra eo anoloan'ny vatan'ny biby izay eo ambanin'ny tendany.

ka aoka hahevaheva ho fanatitra ahevaheva eo anoloan'i Yaveh izany

DH: "mba ho azon'ny mpisorona hatolotra ho an'i Yaveh ho fanatitra ahevaheva izany"

aoka hahevaheva ho fanatitra ahevaheva eo anoloan'i Yaveh

Ny fanandratana ny fanatitra dia fihetsika fanehoana izay mampiseho fa ilay olona dia manolotra manokana ilay sorona ho an'i Yaveh.