# Koa niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh ary niteny hoe: "Miresaha amin'ny vahoakan'Israely ary lazao hoe: 'Aoka hitondra anjara sorona ho an'i Yaveh izay manatitra DH: "avy eo dia niteny tamin'i Mosesy i Yaveh ary naniraka azy hilaza amin'ireo vahoakan'Israely izao: 'izay manatitra" # Ny fanatitra ho an'i Yaveh izay hatao amin'ny afo Ny fanambarana "ny tanany ihany no hitondra izany" dia azo apetraka any am-piandohan'ny fehezanteny. DH: "izy tenany ihany no aoka hitondra ilay fanatitra izay kasainy ho dorana ho sorona ho an'i Yaveh" # aoka ny tanany ihany no hitondra izany Eto, ny "tanana" dia manondro ilay olona iray manontolo. DH: "aoka izy tenany ihany no hitondra" # tratra faritra eo anoloan'ny vatan'ny biby izay eo ambanin'ny tendany. # ka aoka hahevaheva ho fanatitra ahevaheva eo anoloan'i Yaveh izany DH: "mba ho azon'ny mpisorona hatolotra ho an'i Yaveh ho fanatitra ahevaheva izany" # aoka hahevaheva ho fanatitra ahevaheva eo anoloan'i Yaveh Ny fanandratana ny fanatitra dia fihetsika fanehoana izay mampiseho fa ilay olona dia manolotra manokana ilay sorona ho an'i Yaveh.