plt_tn/lev/07/11.md

737 B

ny mofo tsy misy lalivay saingy nafangaro tamin'ny menaka

DH: "ny mofo namboariny tsy misy lalivay fa kosa mifangaro amin'ny menaka"

mofo ...mifangaro amin'ny menaka

Eto, ny "mofo" dia manondro mofo matevina.

ny mofo tsy misy lalivay, saingy mihosotra menaka

DH: "ny mofo manify tsy misy lalivay fa kosa mihosotra menaka"

mofo ...mihosotra menaka

Eto, ny "mofo" dia manondro mofo manify.

ny mofo natao tamin'ny koba tsara toto izay nolaroina tamin'ny menaka

DH: "DH: "mofo namboariny tsy misy lalivay fa kosa voalaro tamin'ny menaka"

mofo natao tamin'ny koba tsara toto

Eto, ny "mofo" dia manondro mofo matevina. Mitovy amin'ilay karazana mofo teo aloha ihany io fa kosa natao tamin'ny koba tena malemy indrindra.