# ny mofo tsy misy lalivay saingy nafangaro tamin'ny menaka DH: "ny mofo namboariny tsy misy lalivay fa kosa mifangaro amin'ny menaka" # mofo ...mifangaro amin'ny menaka Eto, ny "mofo" dia manondro mofo matevina. # ny mofo tsy misy lalivay, saingy mihosotra menaka DH: "ny mofo manify tsy misy lalivay fa kosa mihosotra menaka" # mofo ...mihosotra menaka Eto, ny "mofo" dia manondro mofo manify. # ny mofo natao tamin'ny koba tsara toto izay nolaroina tamin'ny menaka DH: "DH: "mofo namboariny tsy misy lalivay fa kosa voalaro tamin'ny menaka" # mofo natao tamin'ny koba tsara toto Eto, ny "mofo" dia manondro mofo matevina. Mitovy amin'ilay karazana mofo teo aloha ihany io fa kosa natao tamin'ny koba tena malemy indrindra.