plt_tn/lev/05/10.md

358 B

araka ny voafaritra tao amin'ireo torolalana

DH: "araka izay natoron'i Yaveh"

ary hanao fanavotana ho azy noho ny ota izay efa vitany ny mpisorona

Ny anarana "fanavotana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "hanavotra ho an'ny fahotana izay nataon'ilay olona ilay mpisorona"

ho voavela ny helok'ilay olona

DH: "Hamela ny helok'ilay olona Yaveh"