plt_tn/lev/05/10.md

12 lines
358 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# araka ny voafaritra tao amin'ireo torolalana
DH: "araka izay natoron'i Yaveh"
# ary hanao fanavotana ho azy noho ny ota izay efa vitany ny mpisorona
Ny anarana "fanavotana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "hanavotra ho an'ny fahotana izay nataon'ilay olona ilay mpisorona"
# ho voavela ny helok'ilay olona
DH: "Hamela ny helok'ilay olona Yaveh"