plt_tn/lev/05/03.md

823 B

raha mikasika ny fahalotoan'ny olona iray, na inona na inona izany fahalotoana izany

Ny anarana "fahalotoana" dia azo adika amin'ny mpamaritra. DH: "raha mikasika ny zavatra izay mampaloto ny olona izy"

fahalotoana

Ny zavatra izay nambaran'i Yaveh ho tsy mendrika kasihana na hohanin'ny olona iray dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

raha tsy mahafantatra izany izy

"tsy mahatsapa izany izy" na "tsy mahalala ny momba izany izy"

raha misy olona mianiana mafy amin'ny molony

Eto, ny "molony" dia manondro ilay olona iray manontolo. DH: "raha misy olona miniana mafy"

raha misy olona mianiana mafy

Io dia midika fanaovana fianianana tsy arahina fisainana lalina ny amin'izany. Io dia midika fa aorian'ny fanaovan'ilay olona fianianana dia na tsy tanterany izany na tsy te hanatanteraka izany izy.