forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
823 B
Markdown
20 lines
823 B
Markdown
|
# raha mikasika ny fahalotoan'ny olona iray, na inona na inona izany fahalotoana izany
|
||
|
|
||
|
Ny anarana "fahalotoana" dia azo adika amin'ny mpamaritra. DH: "raha mikasika ny zavatra izay mampaloto ny olona izy"
|
||
|
|
||
|
# fahalotoana
|
||
|
|
||
|
Ny zavatra izay nambaran'i Yaveh ho tsy mendrika kasihana na hohanin'ny olona iray dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
|
||
|
|
||
|
# raha tsy mahafantatra izany izy
|
||
|
|
||
|
"tsy mahatsapa izany izy" na "tsy mahalala ny momba izany izy"
|
||
|
|
||
|
# raha misy olona mianiana mafy amin'ny molony
|
||
|
|
||
|
Eto, ny "molony" dia manondro ilay olona iray manontolo. DH: "raha misy olona miniana mafy"
|
||
|
|
||
|
# raha misy olona mianiana mafy
|
||
|
|
||
|
Io dia midika fanaovana fianianana tsy arahina fisainana lalina ny amin'izany. Io dia midika fa aorian'ny fanaovan'ilay olona fianianana dia na tsy tanterany izany na tsy te hanatanteraka izany izy.
|