plt_tn/lev/04/34.md

800 B

tandroky ny alitara

Io dia manondro ny zoron'ilay alitara. Toy ny tandrok'omby ny endrik'ireo. Jereo ny nandiakanao azy tao amin'ny 4:6.

ho ararany ...avokoa ny ràn'izany

"ho ararany ...ny ambin'ny ràny"

Hanala ... izy

Eto, ny "izy" dia manondro ilay olona manao sorona.

tahaka ny nanesorana ny saboran'ilay zanak'ondry

DH: "tahaka ny nanesoran'ny olona ny saboran'ilay zanak'ondry"

ho doran'ny mpisorona ...izany

"ho doran'ny mpisorona ...ilay sabora"

fanatitr'i Yaveh natao tamin'ny afo

DH: "fanatitra dorana ho an'i Yaveh"

Hanao fanavotana ho azy ny mpisorona nohon'ny ota izay nataony

Ny anarana "fanavotana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "hanavotra ho an'ny ota izay nataon'ilay olona"

ho voavela ilay lehilahy

DH: "Hamela fahotan'ilay lehilahy i Yaveh"