plt_tn/lev/04/34.md

32 lines
800 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tandroky ny alitara
Io dia manondro ny zoron'ilay alitara. Toy ny tandrok'omby ny endrik'ireo. Jereo ny nandiakanao azy tao amin'ny 4:6.
# ho ararany ...avokoa ny ràn'izany
"ho ararany ...ny ambin'ny ràny"
# Hanala ... izy
Eto, ny "izy" dia manondro ilay olona manao sorona.
# tahaka ny nanesorana ny saboran'ilay zanak'ondry
DH: "tahaka ny nanesoran'ny olona ny saboran'ilay zanak'ondry"
# ho doran'ny mpisorona ...izany
"ho doran'ny mpisorona ...ilay sabora"
# fanatitr'i Yaveh natao tamin'ny afo
DH: "fanatitra dorana ho an'i Yaveh"
# Hanao fanavotana ho azy ny mpisorona nohon'ny ota izay nataony
Ny anarana "fanavotana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "hanavotra ho an'ny ota izay nataon'ilay olona"
# ho voavela ilay lehilahy
DH: "Hamela fahotan'ilay lehilahy i Yaveh"