plt_tn/lev/04/31.md

652 B

Hanala ...izy

Eto, ny "izy" dia manondro ilay olona manao sorona.

tahaka ny nanesorana ny sabora

DH: tahaka ny nanesoran'ny olona ny sabora"

Ho dorany

"ho dorany ny sabora"

mba hamoaka fofona manitra ho an'i Yaveh

Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7.

Hanao fanavotana ho an'ilay olona ilay mpisorona

Ny anarana "fanavotana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "hanavotra ho an'ny fahotan'ny olona ilay mpisorona"

ho voavela izy

DH: "Hamela ny fahotan'ilay olona i Yaveh"