# Hanala ...izy Eto, ny "izy" dia manondro ilay olona manao sorona. # tahaka ny nanesorana ny sabora DH: tahaka ny nanesoran'ny olona ny sabora" # Ho dorany "ho dorany ny sabora" # mba hamoaka fofona manitra ho an'i Yaveh Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7. # Hanao fanavotana ho an'ilay olona ilay mpisorona Ny anarana "fanavotana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "hanavotra ho an'ny fahotan'ny olona ilay mpisorona" # ho voavela izy DH: "Hamela ny fahotan'ilay olona i Yaveh"