plt_tn/lev/04/29.md

732 B

Hametraka ny tanany eo amin'ny loha

Io dia fihetsika atao mba hamantarana fa miaraka amin'ilay biby hatolony ilay olona. Manolotra ny tenany amin'io fomba io ho an'i Yaveh amin'ny alala'ny biby ilay olona, mba hamelan'Andriamanitra ny helok'ilay olona rehefa mamono ilay biby izy ireo. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 1:3.

Ny mpisorona dia handray sombiny amin'ilay rà

Io dia midika fa ilay mpisorona dia hitaty rà amin'ny lovia jobo izy ireo rehefa mijininiaka avy amin'ilay biby izany.

tandroky ny alitara

Io dia manondro ireo zoron'ilay alitara. Toy ny tandrok'omby ny endrik'izy ireo. Jereo ny nandikanao azy tao amin'ny 4:6.

ny ambin'ilay rà rehetra

"ny rà sisa tavela ao anatin'ilay lovia jobo"