plt_tn/lev/04/29.md

16 lines
732 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hametraka ny tanany eo amin'ny loha
Io dia fihetsika atao mba hamantarana fa miaraka amin'ilay biby hatolony ilay olona. Manolotra ny tenany amin'io fomba io ho an'i Yaveh amin'ny alala'ny biby ilay olona, mba hamelan'Andriamanitra ny helok'ilay olona rehefa mamono ilay biby izy ireo. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 1:3.
# Ny mpisorona dia handray sombiny amin'ilay rà
Io dia midika fa ilay mpisorona dia hitaty rà amin'ny lovia jobo izy ireo rehefa mijininiaka avy amin'ilay biby izany.
# tandroky ny alitara
Io dia manondro ireo zoron'ilay alitara. Toy ny tandrok'omby ny endrik'izy ireo. Jereo ny nandikanao azy tao amin'ny 4:6.
# ny ambin'ilay rà rehetra
"ny rà sisa tavela ao anatin'ilay lovia jobo"