plt_tn/lev/04/08.md

692 B

Hanala ...izy

"hanala ...ilay mpisorona"

ilay sabora izay mandrakotra ny faritra anatiny ...miaraka amin'ireo voa—hanala izany rehetra izany

Ny filazana hoe: "hanala ...izy" dia azo apetraka any am-piandohan'nyfehezanteny. DH: "hanala ny sabora rehetra izay mandrakotra ny faritra anatiny ...miaraka amin'ireo voa"

faritra anatiny

Io dia ny vavoniny sy ny tsianiny.

akaikin'ny valahina

Io dia faritry ny vatana eo an-kilan'ny hazon-damosina eo anelanelan'ny taola-tehezana sy ny taolan'andilana.

ny ila-atiny

Io dia ny faritra boribory na lempona amin'ny aty. Io no heverina ho faritra tsara fihinana indrindra amin'ny aty. DH: "ny faritra matsiro indrindra amin'ny aty"