# Hanala ...izy "hanala ...ilay mpisorona" # ilay sabora izay mandrakotra ny faritra anatiny ...miaraka amin'ireo voa—hanala izany rehetra izany Ny filazana hoe: "hanala ...izy" dia azo apetraka any am-piandohan'nyfehezanteny. DH: "hanala ny sabora rehetra izay mandrakotra ny faritra anatiny ...miaraka amin'ireo voa" # faritra anatiny Io dia ny vavoniny sy ny tsianiny. # akaikin'ny valahina Io dia faritry ny vatana eo an-kilan'ny hazon-damosina eo anelanelan'ny taola-tehezana sy ny taolan'andilana. # ny ila-atiny Io dia ny faritra boribory na lempona amin'ny aty. Io no heverina ho faritra tsara fihinana indrindra amin'ny aty. DH: "ny faritra matsiro indrindra amin'ny aty"