plt_tn/lev/02/11.md

24 lines
781 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona mba ho azony ekena ny fanatitr'izy ireo
# Tsy hisy fanatitra voa ho atolotrao ho an'i Yaveh ka hisy lalivay
DH: "Aza mampiasa lalivay amin'ny fanatitra voa izay hatolotra ho an'i Yaveh"
# ho fanatitra natao tamin'ny afo
DH: "ho fanatitra dorana"
# Hanolotra ireo ...ianao
"hanolotra ny fanatitra voa vita tamin'ny lalivay sy tantely"
# tsy hampiasaina hamoahana hanitra malefaka eo amin'ny alitara ireo
DH: "Tsy hampiasa ireo mba hiteraka hanitra malefaka eo amin'ny alitara ianao" na "tsy handoro ireo eo amin'ny alitara ianao"
# ny siran'ny faneken'Andriamanitrao
Io dia midika fa ny sira dia famantarana izay mampiseho ny fanekena amin'Andriamanitra.