plt_tn/lev/02/11.md

781 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona mba ho azony ekena ny fanatitr'izy ireo

Tsy hisy fanatitra voa ho atolotrao ho an'i Yaveh ka hisy lalivay

DH: "Aza mampiasa lalivay amin'ny fanatitra voa izay hatolotra ho an'i Yaveh"

ho fanatitra natao tamin'ny afo

DH: "ho fanatitra dorana"

Hanolotra ireo ...ianao

"hanolotra ny fanatitra voa vita tamin'ny lalivay sy tantely"

tsy hampiasaina hamoahana hanitra malefaka eo amin'ny alitara ireo

DH: "Tsy hampiasa ireo mba hiteraka hanitra malefaka eo amin'ny alitara ianao" na "tsy handoro ireo eo amin'ny alitara ianao"

ny siran'ny faneken'Andriamanitrao

Io dia midika fa ny sira dia famantarana izay mampiseho ny fanekena amin'Andriamanitra.