plt_tn/lev/02/06.md

555 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona mba ho azony ekena ny fanatitr'izy ireo.

Hozarainao izany

Eto, ny "izany" dia manondro ilay fanatitra voa izay nandrahoina tamin'ny lasitra vy fisaka.

Raha nandrahoina

DH: "raha mahandro ny fanatitra voanao ianao"

tamin'ny lasitra

Ny lasitra dia lovia vy misy sisiny boribory. Apetraka eo ambonin'ilay lasitra ny koba ary andrahoina eo ambony afo.

dia aoka atao amin'ny ...izany

DH: "tsy maintsy ataonao amin'ny ...izany"