# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona mba ho azony ekena ny fanatitr'izy ireo. # Hozarainao izany Eto, ny "izany" dia manondro ilay fanatitra voa izay nandrahoina tamin'ny lasitra vy fisaka. # Raha nandrahoina DH: "raha mahandro ny fanatitra voanao ianao" # tamin'ny lasitra Ny lasitra dia lovia vy misy sisiny boribory. Apetraka eo ambonin'ilay lasitra ny koba ary andrahoina eo ambony afo. # dia aoka atao amin'ny ...izany DH: "tsy maintsy ataonao amin'ny ...izany"