plt_tn/lev/02/01.md

824 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

ho koba tsara toto

"ho koba tsara toto indrindra" na "ho koba tsara indrindra"

koba

vovoka vita amin'ny varim-bazaha

Hitondra ...izy

"tsy maintsy mitondra ...izy"

haka ...tanana

"haka izay zakan'ny tanany"

fanati-pahatsiarovana

Ny iray tanana amin'ny fanatitra voa dia mampiseho ilay fanatitra voa iray manontolo. Izany hoe ilay fanatitra manontolo dia an'i Yaveh.

Hamoka hanitra malefaka ho an'i Yaveh izany

Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7.

ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Azy

DH: "ho fanatitra dorana ho Ahy izany"