# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # ho koba tsara toto "ho koba tsara toto indrindra" na "ho koba tsara indrindra" # koba vovoka vita amin'ny varim-bazaha # Hitondra ...izy "tsy maintsy mitondra ...izy" # haka ...tanana "haka izay zakan'ny tanany" # fanati-pahatsiarovana Ny iray tanana amin'ny fanatitra voa dia mampiseho ilay fanatitra voa iray manontolo. Izany hoe ilay fanatitra manontolo dia an'i Yaveh. # Hamoka hanitra malefaka ho an'i Yaveh izany Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7. # ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Azy DH: "ho fanatitra dorana ho Ahy izany"