plt_tn/lev/01/12.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# Dia aoka izy hitetika ...natao tamin'ny afo ho Azy izany
Ho an'ny 1:12-13, jereo ny fomba nandikanao ny ankamaroan'ireo teny ireo ao amin'ny 1:7.
# Dia aoka izy hitetika izany
Eto, ny "izy" dia manondro ilay olona manatitra ilay sorona. DH: "Dia aoka ianareo hitetika izany"
# ary ny mpisorona dia handahatra ireo eo amin'ny kitay efa mirehitra, izay eo ambonin'ny alitara
"ary handoro ny ireo zavatra rehetra ireo eo amin'ny alitara ny mpisorona"
# hiteraka hanitra malefaka ho an'i Yaveh
Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7.
# ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Azy izany
Yaveh dia milaza amin'i Mosesy fa ireo mpisorona dia tsy maintsy mandoro ny fanatitr'izy ireo amin'ny afo. DH: "ho fanatitra dorana ho Ahy izany" na "ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh izany"